Ireo Poety
Tsy manan-javatra ho lazaina sy arenty
Afa-tsy Ianao !!!!
Ianao foana
Izany foana
Ianao ihany
Ny mety hampiavaka izany !
Ny taon-jato izay mpanelana
Ka ny endrikao indray, hamelana...
Quand le poète est malgache, l'inspiratrice de ses poèmes n'en est pas moins la même...
La partie féminine d'un éternel féminin qui traverse l'éternité!